Teny iditra sotro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana misy keoka ny atiny ary mivohitra ny ivelany itondrana ny vary na ny rano any am-bava: Misy sotro vy, misy sotro hazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A spoon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cuillère [1.3, 1.8]
 Sens général : cuillère. À l'origine on prenait les liquides tout simplement avec certaines feuilles de forme appropriée qu'on jetait après leur emploi. Quand on a commencé à tailler des cuillères en bois, on a précisé sotro-ravina pour les feuilles ainsi employées. Cette pratique est tombée en désuétude [1.196]
Ohatra 
1Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro [2.324]
2Dia mandray sotro ilay vangiana ary mihinana. [2.472]
Kamban-teny 

Teny iditra sotro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitelemana rano na ranon-javatra; goka; fitrohana rano amin' ny vava ka atelina: Ataovy toy ny sotro ranon' akoho: ny kely azo iandrandrana
Enti-milaza ny tokony hankasitrahana an' Andriamanitra amin' izay soa omeny, na dia kely aza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de boire [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra sotro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Appellation botanique: Phylloxylon [2.612]
  [Sakalava] Nom des bois durs mais à grain fin dans lesquels on taille des cuillères. Plus spécialement un phylloxylon (Fabaceae) [1.196]
Anarana siantifika Phylloxylon
Voambolana 
Tovy hevitra harahara ~ tsiavango ~ voafatra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13