Teny iditra mpisotro (sotro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fatra-pitia misotro toaka na divay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A drinker, a drunkard [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Buveur, ivrogne [1.8]
Ohatra 
1Mampalahelo anefa fa mpisotro io ramatoa io. [1.369]
2Toy ny mpisotro ronono, tsy nanan-katao intsony izy. [2.270]
3Ny tena nijaly dia ny mpisotro kafe tsy nahita siramamy intsony; [2.472]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20