Entrée fisotro (sotro)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina misotro: Ataovy fisotro ranon'akoho ka ny kely azo andrandraina.
¶ Zavatra sotroina: Fadio ny fisotro mahamamo.
¶ Azo sotroina: Tsy fisotro ny rano amin'itỳ fantsakana itỳ [1.1]
Proverbes 

Anagrammes tsirofo, tsofory

Mis à jour le 2023/01/20