|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  sara
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] bikana

Teny iditra (2/4)4  sara
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Taisaka] fanomezana ho an'ny mpandihy, ny ombiasy
7  [1.1] Vola aloa amin' ny zavatr' olona ampiasaina mandritra ny fotoana fohy na haingana, na miserana: Saran-dakana
Vola nomena taloha ny mpanao fanafody
(ankehitriny) Vola aloa amin' ny zavatra ara-tsaina raisina avy amin' olona, ka tsy azo lazaina hoe vidiny: Saram-pianarana
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.7] the fare paid for a voyage; rent paid for use; a fee
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.8] loyer pour usage; prix d'un billet de train
10  [1.196] Rétribution payée à un mpimasy, le plus souvent en nature
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Mpanahaka  16  haba, hofan-toerana, vidin-toerana
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)21  sara
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.196] Nom donné à des plantes employées par les empiriques ; auxquelles on attribue des vertus magiques ; ce sont surtout suivant les dialectes :
Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Réf. Rakotovao, Réserves Naturelles 4563. Plante aquatique appliquée en emplâtres sur les foulures par les empiriques. [Sakalava]
Aponogeton sp. (Aponogetonaceae). Plante aquatique utilisée par ses parties feuillées. Tubercule comestible. [Taisaka]
Voambolana  24  Haizavamaniry
25  Finoana
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)27  Sarà
Sokajin-teny  28  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  29  [2.996] Sarah
Fanazavàna teny frantsay  30  [2.996] Sara
Ohatra  31  [1.38] Indray andro dia nihomehezan' ny mpanompovaviny sara ka nivavaka tamin' i Jehovah koa izy mba ho faty.
Voambolana  32  Soratra Masina
Tovy hevitra  33  saraha, saraha, saraha
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  34  Toko sy andininy momba Sarà
Lahatsoratra  35  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sarà

Fivaditsoratra  36  rasa, sara

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30