Entrée haba
Partie du discours nom
Explications en malgache Firavaka mihorona boribory manodidina ny hatotanana. (Teny misy ifandraisana amin' ny haba: Hidivava, hosina, tsimikatona) [1.1]
Explications en anglais a large silver ring worn as an ornament round the arms. [1.2]
 a bracelet [1.7]
Explications en français bracelet fait d'une seule pièce [1.3]
 bracelet [1.8]
Dérivés 
Mots composés 
Exemples 
1Ao ny nanome azy ranon-javatra hosotroina, ao ny nanome azy handroana, ao ny nanolotra karaza-menaka hihosorana, ao ny namatotra haba tamin' ny tanany na vakana tamin' ny vozony. [2.472]
2Hividiananao haba volamena sy salovana. [2.499]

Entrée haba
Partie du discours nom
Explications en malgache Vola aloa ho hofantoerana (haban-tsena), na vola alaina amin' ny varotra eny an-tsena na mandalo ny toerana efa voadidy ho fakana izany. (Taloha raha tsy nanome vola ny tompon' entana, dia ny entam-barony mihitsy no angalana mba hatao baba: ohatra, ny rofia iray lanjana dia nakana iray singotra ho haba) [1.1]
Explications en anglais taxes or tribute paid to the sovereign as an acknowledgement of submission. [1.2]
Explications en français taxe imposée aux marchands des divers marchés, patente, octroi, péage [1.3]

Entrée haba
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Provincial] prov. for havana [1.2]

Entrée haba
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en anglais  [Provincial] an exclamation of admiration in seeing something that makes one laugh
¶ thank you; a word used after receiving a favour. Haba, tompoko e (thank you, sir) Comp. arahaba. [1.2]
Explications en français  [Tankarana] interjection, cri d'admiration qui prête à rire. [1.19]

Anagrammes baha

Mis à jour le 2022/12/01