Teny iditra (1/4) | 1 rere |
Fototeny | 2 re |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [duplicatif diminutif] [1.3] |
Teny iditra (2/4) | 5 rere |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 poa-basy maro atao indray mirefotra [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 décharge simultanée de plusieurs armes à feu [1.3] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 10 rere |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 sokatra [Bara]
[1.78] 13 soka-dranomasina lehibe [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
14 a fresh-water turtle [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 nom d’une grande tortue d’eau douce [1.3] 16 grande tortue d'eau douce [1.54] 17 tortue d'eau douce [1.8] 18 tortue. Cf fano [1.5] |
Voambolana |
19 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Anaram-biby |
|
Teny iditra (4/4) | 21 rere |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
23 anaram-borona izay fantatra kokoa amin' ny anarana hoe vorondreo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
24 oiseau. Comme vorondreo [1.3] |
Voambolana |
25 Haibiby: vorona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/03 |