Teny iditra renivitsika
Singan-teny reny ; vitsika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bibilava mipetraka amin' ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan' ny vitsika ka rehefa matavy tsy afa-mivoaka ny lavany dia haniny; somary manjamanja ny volony ary fisapisa-doha ny bikany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Serpent qui habite dans les fourmilli [...] [tohiny 1.54]
Voambolana 
Mpanahaka  renimanditra
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12