Teny iditra mizaha lamba vaky
Singan-teny mizaha ; lamba ; vaky
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijery fotsiny ny hadisoana na kileman' ny hafa fa tsy mba miteny mba hiovany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Les supérieurs ou les parents qui voient des fautes et des manquements et ne préviennent pas les délinquants, sont comme les gens qui voient une étoffe trouée et qui ne disent rien. [2.415]
 Voir un manquement, une faute, et ne pas prévenir [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/03