Teny iditra miondrikondrika (ondrikondrika (ondrika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: fita ~ manjoko ~ mihondrokondroka ~ mijokojoko ~ jokoina ~ jokotsoriakamahasambokary
Ohatra 
1hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana. [2.436]
2Lehilahy ranjanana Ingahy Fara, mbola tomady, saingy toa be eritrentra amin' izato famindra miondrikondrika, mibaby tanana, tsy miteny, tsy miresaka [2.499]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20