Teny iditra | mihondrokondroka (hondrokondroka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandihy manao fihetsika somary mihoronkorona dia miondrikondrika toa manaitaitra ny filan' ny nofo [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |