Teny iditra | fita (ita) | ||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mita:
Toy izao no fita amin'itỳ rano itỳ:
tsy miteniteny, tsy miondrikondrika... Azo itana. [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fita io | ||
Fivaditsoratra | faty, fita, tafi, tafy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |