Teny iditra mifankahita (hita)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihaona: Dimy taona izao isika no nifankahita farany [1.1]
Ohatra 
1Saingy tsaratsara kokoa ho anay ny tsy mifankahita. [2.529]
2Ny mason' eritreritr' izy rehetra mbola mifankahita ihany! [2.499]
3Isaky ny roa volana vao mifankahita raha haingana indrindra. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifankahita
Ny lasa : nifankahita
Ny hoavy : hifankahita
Filaza mandidy : mifankahità
Kamban-teny 

Teny iditra mifankahi (hita)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifankahita [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21