Teny iditra | masoandro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The sun [1.2, 1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Soleil (figuré) le père, le souverain [1.3] | |
Le soleil [1.8] | ||
Ohatra | Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona.
[2.499] | |
Voambolana | Haikintana | |
Lahatsoratra | Randzavola: masoandro ao amin' ny Baiboly | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |