Entrée |
mangatsiaka
(hatsiaka)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina ¶ Tsy mafana, antara: Mangatsiaka ny kafe ¶ Tsy misy hafanana, tsy mirehidrehitra: Nangatsiaka ny fifandraisanay tao ho ao izay ¶ Mahatsiaro hatsiaka: Mangatsiaka aho fa rakofy bodofotsy ¶ Matimaty, matoritory: Mangatsiaka ny fivavahana amin' itý faritany itý
[1.1]
|
Explications en anglais | cold, chilly, frigid. [1.2]
|
| cold [1.7]
|
Explications en français | froid [1.8]
|
Morphologie |
mangatsiaka
| |
nangatsiaka
| |
hangatsiaka
| |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Exemples |
1 | Vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory.
[2.324]
|
2 | Tsy ela kosa dia nentin-dRasoa avy any, amin' ny zinga lava taho, ny rano mangatsiaka mangalahala.
[2.470]
|
|
Proverbes |
|
Entrée |
Mangatsiaka
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Explications en français | petite rivière de la préfecture de Fort-Dauphin qui se jette dans le lac Anony [1.11]
|
Vocabulaire |
|