Teny iditra jihitra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena
Mitovy hevitra: dangy ~ fohatra ~ jingy
Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Dead; numb from cold [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mort; engourdi par le froid [1.8]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31