Entrée manangam-bovona (tsangana, vovona)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] ilazana ny olona na ny biby vonon-kandramatra; tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka
Synonymes manangam-bombo ~ manangam-bombona
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31