Teny iditra |
vovona
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | Avosa, fanaovana antontany. [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
vovona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezity Ny riran-damosin' ny hazandrano. [1.1]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
vovona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Vovonana, tafontrano [1.78]
|
| [1.1]
|
|
Teny iditra |
vovoña
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Loharano kely tsy mandeha [1.78]
|
| [Tanosy]
dobo
[1.78]
|
|