Teny iditra manangana (tsangana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana
Mampijoro, manorina: Manangan-trano
Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina
Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manangana
Ny lasa : nanangana
Ny hoavy : hanangana
Filaza mandidy : mananna
Kamban-teny 

Teny iditra manangana (angana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes) [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra manangana (angana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To lift up the head [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra manangana
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] mijanona [1.78]

Teny iditra mananna (tsangana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangana [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11