Teny iditra manangam-bombona (tsangana, vombona)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka [1.1]
Tovy hevitra manangam-bombo ~ manangam-bovona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31