|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mamba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tandroy] voay ngeza [1.78]
4 Biby mandady lehibe misy tongony efatra fohy, mivelona any anaty ranomamy ary atahorana izaitsizy noho ny tanjany sy ny hasiahany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a crocodile (a Bantu word) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 crocodile (mot bantou) [1.8]
Ohatra  7  Ilay mamba nihinana an' i Ndriana-Toto ve? [2.5]
8  mikaretsaka ny mamba tsy mahita [2.131]
Voambolana  9  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  10 bemiohara, fanantily, mavotay, ngetry, trimo, vily, voae, voay
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 20 misy ny teny how mamba
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  13  Soratra misy io teny io
Sary 
14  15 

Teny iditra (2/3) 16  mamba
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Olona goavambe
19 Olona be tenda, be kibo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 Se disait des colosses et des goinfres [2.415]

Teny iditra (3/3) 21  Mamba
Sokajin-teny  22  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  23 Affluent de l'Ikopa qui arrose la banlieue nord d'Antananarivo [3.1]
Voambolana  24  Haitoetany: renirano, farihy
Tsipelina hafa  25 imamba, imamba
Teny nalaina  26  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  Mamba, mamba

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/25