Teny iditra | mam > man~ | |||
Sokajin-teny | tovona | |||
Fanazavàna teny malagasy | Tovona fanaovana matoantenin' ny mpanao ka toy izao sy toy izao avy ny fiovan' ny fototeny mikambana aminy: A) fototeny manomboka amin' ny zanatsoratra sy ny renisoratra d, g, j: dia mikambana tsotra aminy ny man: man-ary, man-etry, man-iry, man-ova, man-dona, man-geja, man-jono; B) fototeny manomboka amin' ny h kosa: dia indraindray latsaka ny h: man-hety = manety, indraindray miova ho g: man-horona = mangorona; D) fototeny manomboka amin' ny l, r, z: dia miova araka ny hita amin' ny lalianpikambanan-teny ireo renisoratra ireo: man-lalo = mandalor,; man-roaka = mandroaka; man-zary = manjary E) fototeny manomboka amin' ny m sy n: tsy miova ireo fa ny tovona man no tonga ma: man-mindro = mamindro, man-nemina = manenina F) fototeny manomboka amin' ny k, s, t, ts: latsaka daholo ireo renitsoratra ireo: man-kaikitra = manaikitra, man-songona = manongona, man-tolotra = manolotra, man-tsongo = manongo G) fototeny manomboka amin' ny f, p, b, v: miova ho mam ny man H) raha mikambana amin' ny fototeny manomboka amin' ny f na p ny man, dia miova ho mamary latsaka ireo ranisoratra ireo: man-fikitra = mamikitra, man-potraka = mamotraka; I) raha mikambana amin' ny fototeny manomboka amin' ny b na v ny man, dia miova ho mam, ka ny b mijanona ho b ihany (man-beda = mambeda) na indraindray latsaka (man-babo = mamabo) ary ny v kosa lasa b (man-voly = mamboly) na latsaka (man-velona = mamelona) [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Prefix used to form verbs which are typically transitive, and adjectives [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Préfixe qui forme des verbes le plus souvent transitifs et des adjectifs [1.8] | |||
Haiendriteny |
| |||
Anaran-toerana |
| |||
Mpanahaka | mam- | |||
Teny iditra | mam > man | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny anglisy | lahy: a male, a man; a husband
lehilahy: a man olombelona: a mortal man; mankind olona: a human being, man [1.7] | |||
Teny iditra | mam > ma | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Omby [1.78] | |||||||||
Feon' ny omby izay somary mitarotaroka no mafy; fitrenan' ny omby. [1.1] | ||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The lowing of cattle [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Beuglement des boeufs [1.8] | |||||||||
Voambolana | Haibiby: mampinono ~ Haibiby: (amin' ny ankapobeny) ~ Feo | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | mama | |||||||||
Teny iditra | mam > ma | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo] Voir mama [1.68] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Teny iditra | mam > ma~ | |||||||||
Sokajin-teny | tovona | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Prefix used to form adjectives and verbs, as : lòto, filth; malòto, dirty; hita, seen; mahita, to [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Prefixe qui forme des adjectifs et des verbes; ex.: loto, saleté; maloto, sale; hita, vu; mahita [1.8] | |||||||||
Prefixe qui sert à former des adjectifs et des verbes avec des radicaux commençant par une consonne. Madio, propre (du radical dio). Matory, dormir (du radical tory). [maanyan: ma-] [1.6] | ||||||||||
Teny iditra | mam > ma | |||||||||
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Interjection d'admiration. [1.19] | |||||||||
Teny iditra | mam > ma | |||||||||
Sokajin-teny | kianteny | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Moa [1.78] | |||||||||
Teny iditra | mam > ma | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra (vavy) | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | -ko. Ma soeur, anabaviko, rahavaviko [1.4] | |||||||||
-ko. Ma chère, ry malalako [1.9] | ||||||||||
Teny iditra | mam > mana~ | |
Sokajin-teny | tovona | |
Fanazavàna teny malagasy | Tovona fanaovana matoan tenin'ny mpanao, izay mikambana amin'ny ft mpamaritra anarana milaza toetra ka "mahatonga ho" no heviny: Manalava, manamavo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Variant of the prefix man~, mam~; also sometimes form verbs with a causal meaning, as: manakodìa, to cause to roll [1.7] | |
Teny iditra | mam > mana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Calamité [1.19] | |
Teny iditra | mam > maña | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] (Voir aussi mana, orthographe classique malgache). Dombeya andapensis Arènes (Malvaceae). Prononciation locale de ma. [1.196] | |
Anarana siantifika | Dombeya andapensis | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Teny iditra | mam > mana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Sakafo nomen' Andriamanitra ho an' ny zanak' i Israely fony izy tany an' efitra [1.1] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Fivaditsoratra | mana, nama |