Entrée lehilahy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Teny ilazana ny lahy amin' ny karazan' olombelona, mifanohitra amin' ny vehivavy: Teo aloha nandoa karatra daholo ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona
¶ Olona manankerimpo, mijoro amin' ny heviny, mahavita zavatra: Izany ka lehilahy!
¶ (fiteny tsy mihaja) Sakaiza na vady lahy: Lasa niaraka amin' ny lehilahiny any izy
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a man
Explications en français  [Hallanger 1974] homme (mâle)
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31