Teny iditra lisy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boninkazo fianakaviamben' ny "liliacées", mahatratra 1 metatra ny haavony, ny raviny boribory lavalava maitso mangirana ary ny voniny fotsy mangatsohatso sady mantra miendrika vazy lavalava eo an-tendron-tahony; ny lisy dia noheverina hatrizay ho sarin' ny hadiovam-pitondran-tena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (Récent) (du français lis) Nom des lis introduits et cultivés comme plantes d'ornement. On cultive à Tananarive, d'après le Firaketana Malagasy n° 264 (mars 1967) p. 311. Deux espèces, la première à fleurs d'un blanc pur, fleurissant en Novembre, au printemps austral : il s'agit de Lilium candidum L. ( Liliaceae) bien connu en Europe. La seconde à fleurs blanches à l'intérieur mais plus ou moins teintées d'orange ou de rouge à l'extérieur et fleurissant en Février : il s'agit de Lilium regale E.H.Wilson (Liliaceae), espèce qui a donné de nombreuses formes hybrides horticoles. On sait que le lis est le type de la famille des Liliaceae. Voir aussi lilia. [1.196]
Anarana siantifika Lilium candidum, Lilium regale
Ohatra 
1ataovy mivelatra hoatra ny lisy ny voninareo. [2.996]
2hoy Rivo nibanjina ilay lisy teo an-tratrany. [2.529]
3Nafindra toerana ilay lisy kely vao hivelatra! [2.499]
Voambolana 
Tovy hevitra lilia
Ny fihaviany Frantsay: lis.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31