Entrée levina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan' ny hiaingany [1.1]
Dérivés 

Entrée levina
Partie du discours nom
Explications en malgache Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin' ny hazo [1.1]

Entrée levina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny ngorodona raha tena marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia [1.1]
 fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [1.13]
Explications en français niveau, niveau d'eau [1.3]
 niveau [1.13]
Vocabulaire 
Origine Anglais: level.
Synonymes lenta

Anagrammes velañy

Mis à jour le 2022/05/14