Teny iditra | milevina (levina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitoetra aorian' ny fahafatesana: Ato no milevina i Dada sy Neny Miafina, mitototra: Misy rakitra sarobidy milevina ato Mijanona ela be any amin' izay aleha: Milevena any an-tsena any ange ialahy raha ta hahita ahy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be buried [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | être enseveli [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny milevina io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |