Teny iditra | fandevenana (levina) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanitrihana na fanotofana na fanafenana ao anaty tany, enti-milaza ny fomba rehetra arahina rehefa manatitra ny nofon' ny olona iray maty ao am-pasana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | The act of burial, a funeral [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | L'action d'enterrer, les funérailles [1.3] | ||||||
Action d'enterrer, funérailles [1.8] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Zanakanarana | |||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fandevenana io | ||||||
Lahatsoratra | Randzavola: fandevenana ao amin' ny Baiboly | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |