Teny iditra aleveno (levina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana alevina [fitanisana]
Ohatra 
1Aleveno eto itỳ hazo itỳ ho famantarana [1.1]
2Ary aleveno eo amin' ny zoro-trano avaratra atsinanana aho. [1.508]

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/12