Teny iditra | lany ra | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Anémié, dont le sang est épuisé [1.3] | |
Tovy hevitra | kely ra ~ tsy ampy ra | |
Teny fotony | lany, ra | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |
![]() |