Teny iditra | kely ra | |
Singan-teny | kely ; ra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy [1.1] | |
Tovy hevitra | lany ra ~ tsy ampy ra | |
Fivaditsoratra | kely ra, lekary |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29 |