Entrée lalina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza izay misy elanelany be ny tampony na ny vavany sy ny fanambaniny na ny vodiny: Lalina itỳ rano ity ~ Latsaka tao anaty tevana lalina izy
¶ Mangitsokitsoka
¶ Enti-milaza teny na hevitra voafototra tsara, tsy misafosafo ivelany fotsiny: Lalina ny hevitra naposak' ilay mpandahatra
¶ Fatratra, mahatalanjona, lehibe: Lalina izy raha hikabary ~ Lalina ny fahoriana nahazo azy
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] deep
  [Richardson 1885] profound
Explications en français  [Abinal 1888] Profond au physique et au moral, fameux, fort, éminent, extrême en son genre
  [Abinal 1888, Hallanger 1974] profond
Dérivations 
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Rajohanesa: Kintana] Tsy lalina ilay lava-bato, ka tafiditra tsara tao ny fahazavan'ny kintana, ary nahazo nijery sy nandinika tsara ny tarehin-dRazaimalala izy.
Citations 

Entrée lalina
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] [Tanosy] (dans son sens général ce mot, tiré du malais dalam, signifie remarquable, exceptionnel). C'est le nom général des arbres appartenant aux genres Homalium et Bivinia (Salicaceae). Leurs bois durs et de bonne conservation ont en effet d'excellentes qualités.
Vocabulaire 

Mis à jour le 2021/03/23