Teny iditra fahalalina (lalina)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Tsy dia ny fahalalinan' ny hevitra lazaina, na ny tsy fahatakarany azy anefa no anton' izany mandrakariva [2.285]
Haiendriteny 
Tsotra : fahalalina, fahalaliko, fahalalinao, fahalaliny, fahalalintsika, fahalalinay, fahalalinareo, fahalalin', fahalalin-, fahalalim-, fahalali-
Tovonana : -pahalalina, -pahalaliko, -pahalalinao, -pahalaliny, -pahalalintsika, -pahalalinay, -pahalalinareo, -pahalalin', -pahalalin-, -pahalalim-, -pahalali-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20