Entrée fandalinana (lalina)
Partie du discours nom
Explications en français  [Abinal 1888] l'action d'approfondir
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Andraina: I Vola, page 16] Ary ny fandalinana amim-boky, azo atao rahefa avy miasa izany.
2 [Ndema: Antakay, page 7] Tsy naka sarotra ny Ntaolo na dia sarotiny tamin' ny fandalinana aza.

Mis à jour le 2020/07/31