Teny iditra marivo (rivo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Akaiky, tsy lavitra [1.78]
  [Tanala] Akaiky, tsy lalina: Ka atrek'etsy atrek'eroa koa jaja eo fa tsy ba marivol any ijay nombany androany ijay (aza alefa atsy sy aroa intsony io zaza io fa tsy mba akaiky anie izay lalana nalehany izay) [1.78]
 Tsy lalina, tsy lehibe ny elanelan' ny vavany sy ny vodiny; tsy mifanalavitra ny vavany na ny vohony sy ny fanambaniny: Marivo itỳ rano itỳ fa hatreo am-balahana fotsiny
Tsy latsaka lalina, manify: Marivo nofo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Shallow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Peu profond [1.8]
Tovy hevitra marivo salosana
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11