Teny iditra | kely am-ponosana | |
Singan-teny | kely ; fonosana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zavatra kely raha jerena araka ny fonony, nefa be vidy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Little when wrapped up, but of great value. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |