Teny iditra | iray tam-po | |
Singan-teny | iray ; fo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny zaza iray reny na koa taranaka iray fiaviana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Born of the same mother [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Enfants de la même mère [1.8] | |
Enfants de même mère [1.54] | ||
Enfants qui ont été dans le même sein. Enfants d' une même mère [2.415] | ||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Fivaditsoratra | iray tam-po, miporiata |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/24 |