Entrée haren-danim-bazo (hary, lany, vazo)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] ilazana ireo harena na fananana nomena ny sakaiza ratsy ka verivery foana ary very tanteraka; vola lany nanaovana ny sitrapon' ny vehivavy sakaiza

Mis à jour le 2020/07/31