Entrée |
vazo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Vehivavy sakaizan' ny lehilahy iray ivelan'ny tokantranony. -- Indraindray
anefa, na ny lehilahy sakaizam-behivavy koa aza dia a-tao hoe vazo araka ilay fitenenana hoe:
"Tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambainy" [Rajemisa 1985]
|
Exemples | tsy vazo tsy tiako hianao ka hofohaziko manga-bodi-lanitra? [Fox: Hainteny, numéro 63]
|
|
Entrée |
vazo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Kalom-pitiavana ahatsiarovana olon-tiana; kalon' olo-manina [Rajemisa 1985]
|
Dérivations |
Citations |
Toponymie |
|
|