| et  |
|
avec, et, sur, contre [1.3]
|
qui sert à unir les mots apparentés; ex. : ray aman-dreny (reny) : père et mère [1.8]
|
|
|
Mampitohy ny fehezankevitra farany amin' ilay voalohany amin' ny ady lojika:
Manidina ny vorona rehetra, ary vorona ny akoho, koa amin' izany manidina ny akoho [1.1]
|
et; se met devant le dernier mot
d'une énumération, dont les autres mots
sont précédés de sy.
Ny vy sy ny varàhina àry ny firaka: le fer et le
cuivre et le plomb [1.8]
|
|
|
Enti-mampitohy teny roa sady manisika ireto hevitra samihafa ireto:
1) Hevitra milaza fa vokatry ny asa voalazan' ny teny voalohany ilay faharoa:
Nihazakazaka izy ka lavo. (Matetika no ia lohan' ny hoe "hany" ny "ka" amin' io hevitra io:
Nihinam-boankazo manta izy hany ka narary kibo.)
2) Ny hevitra hoe "ary dia":
Ta hahita azy ianao ka io izy manoloana anao
3) Ny hevitra hoe "ary rehefa avy eo":
Nanatona azy izy ka nanao taminy hoe
4) Ny hevitra hoe: "nefa, tsy araka ny nampoizina":
I Manga no nantsgina ka i Ako no namaly [1.1]
|
Et, ainsi, en sorte que, c'est pourquoi: Very izy ka notadiavina (Il était perdu et on l'a cherché) [1.3]
|
et ainsi, c'est pourquoi [1.8]
|
|
|
conjonction ; et, en sorte que. § dìa. [1.19]
|
|
|
Teny fanao mialoha ny famaranankevitra rehefa voalaza ny antonanton' ny renin-kevitra sy ny zana-kevitra: Koa tsy ho very ve raha tahaka izany ny fombao-drazantsika? / Mety diso rehefa mety ho olombelona, ary ianao dia olombelona, koa amin' izany, mety diso ianao [1.1]
|
et [1.3#342, 1.8]
|
|
|
et, alors.
Satria nivonoin'olo le tsy maty,
car on avait voulu [les] tuer et [ils] n'étaient pas morts
(d'un emploi très rare). [1.6]
|
|
|
Aussi, avec, en plus, ensuite, et, surtout - > ama, ampe, amy, arake, baka, eñe, koa, la, lako, mba, njeko, sady [1.68]
|
|
|
aussi ... que, en même temps que:
Ity trano ity dia sady tsara no mafy (Cette maison est aussi belle que solide) ~
Sady mihomehy izy no mitomany (Il rit en même temps qu'il pleure) [1.12]
|
et, et aussi, d'ailleurs: sady tsara no hendry (bon et sage) ~
mpiasa tsara sady mahatoky (employé bon et fidèle) [1.8]
|
|
|
Entina mampitohy teny roa (anarana, mpamaritoetra, matoanteny):
Ny saka sy ny alika / Tsara sy ratsy / Mihinana sy misotro [1.1]
|
et [1.8]
|
|