Teny iditra | le | |
Sokajin-teny | mpampitohy | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala]
Si, lorsque.
Katroñiko, hoy ny raike, le zay mandy,
"J'irai le prendre, dit l'autre, si ce n'est que cela". Et, alors. Satria nivonoin'olo le tsy maty, car on avait voulu [les] tuer et [ils] n'étaient pas morts (d'un emploi très rare). [1.6] | |
Teny iditra | le | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Mando, lena [1.78] | |
[Bara] Lena [1.78] | ||
Teny iditra | le
![]() | |
Sokajin-teny | mpanoritra | |
Fanazavàna teny malagasy | ny: Le livre (Ny boky) [1.4] | |
Fanazavàna teny frantsay | ny. Ny s'emploie comme article vocatif, devant les noms et titres honorifiques, tels que Andriana, manamboninahitra, ambony, lehibe. "Avelao aho, ny Andriana, mba handeha", permettez-moi, sire, de partir aussi. [1.3] | |
ny [1.5, 1.8] | ||
Mpanahaka | la ~ les | |
Teny iditra | le
![]() | |
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | izy,
azy: Je le vois (Hitako izy, mahita azy aho)
Locution: il n'est pas encore habile, mais il le deviendra: tsy mbola kinga izy, nefa ho tonga kinga hiany. [1.4] | |
Mpanahaka | la ~ les | |
Teny iditra | lé
![]() | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ambainy, lambanana. Cette robe a cinq lés de tour: misy ambainy dimy ity robo ity. Cette toile est assez large pour qu'on puisse faire deux mouchoirs au lé: lehibe hiany ny ambainy, (etc) ity lamba ity ka ampy hanaovana mosara roa. [1.4] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |