Teny iditra ela
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany
Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao?
Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany
Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Old; from olden times, long ago, long (in duration) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ancien, vieux; qui dure longtemps [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Lohateny Kabary Malagasy tsy tontan' ny ela (Rainitovo)

Teny iditra ela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Appellation botanique: Schizolaena [2.612]
Anarana siantifika Schizolaena
Voambolana 
Tovy hevitra elana ~ vondrozanalahy

Teny iditra Elà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Elah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Ela [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Elaha
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/02