Teny iditra manela (ela)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga ho tratra aoriana, mitana: Aza manela ny mpandeha amin' ny veloma lava loatra
Manalava: Manela raharaha izany
Mampihemo-dava, manemotra: Maneta ny adinay foana io mpitsara io [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manela
Ny lasa : nanela
Ny hoavy : hanela
Filaza mandidy : manelà

Teny iditra manelà (ela)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manela [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20