|
|
|
|

Teny iditra1  fahelana (ela)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Toetran' ny zavatra ela: Sosotra tamin' ny fahelan' ny vola karamany izy ka naleony niala [1.1]

Fivaditsoratra  4  fahelana, felahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20