Teny iditra | danika | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Famelin' ny herin' ny hainandro; hafanana avy amin' ny hainandro [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sultriness, oppressiveness of heat. See daindaina [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Exposition à la chaleur du feu ou à l'ardeur du soleil [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | dakany, danika, dikana, dinaka, kadina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |