Teny iditra | midanika (danika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahamay sady manempotra: Midanika ny hainandro Manafana tena eo akaikin' ny afo, mamindro: Mahafinaritra ny midanika amin' ny afo amin' ny andro ririnina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To be sultry, to be oppressively hot [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Se chauffer, se brûler au soleil ; être brûlant, étouffant: Aza midanika toy izany amy ny afo, sao marary ny andohanao (Ne vous chauffez pas ainsi au feu, de peur d'avoir mal à la tête) ~ Midaniha ny hainandro loatra hianao ka valaka (Vous vous chauffez trop au soleil et cela vous fatigue) ~ Midanika ny hainandro (La chaleur est étouffante) [1.3] | |
Fivaditsoratra | dinamika, madinika, manakidy, midañaky, midanika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |