Teny iditra | fidanihana (danika) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidanihan' ny hainandro [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | L'action de se chauffer [1.3] | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Tovy hevitra | fidanika | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |