Teny iditra | daindaina | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny hafanan' ny masoandro manevokevoka, midanika mafy Anambarana ny feon-javatra izay mikarantsana mampangintsina ny sofina [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sultriness, oppressiveness of heat; an unendurable sound. See gaingaina [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Chaleur brûlante du soleil, son assourdissant [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Fivaditsoratra | adinadina, andidiana, daindaina, diandiana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |