Teny iditra beravina (be, ravina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A fool, a simpleton [1.2]

Teny iditra beravina (be, ravina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza karazan-javamaniry anankiroa, izay ny iray mamoa mitandahatra misy fofony (Crotalaria Soltiana - Légumineuses) ary ny faharoa, irony begonia fanaovana haingon-tanimboly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A large-leaved species of indigo used as a black dye for silk. See under aika [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de be : grandes et ravina : feuilles).
Nom donné à plusieurs Fabaceae tinctoriales, par opposition à l'indigotier proprement dit dont les folioles sont plus petites. Ce sont :
-- Crotalaria incana L.,
-- Crotalaria saltiana Andrew et
-- Indigofera pedunculata Hilsenberg & Bojer ex Baker (Fabaceae) [1.196]
Anarana siantifika Crotalaria incana, Crotalaria saltiana, Indigofera pedunculata
Voambolana 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra beravina (be, ravina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de be : grandes et ravina : feuilles).
Nom donné par les horticulteurs malgaches à des Bégonias cultivés à feuilles décoratives : Begonia rex Putz (Begoniaceae). [1.196]
Anarana siantifika Begonia rex
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31