Teny iditra | be noho kely | |
Singan-teny | be ; noho ; kely | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza antokon' olona roa miady na mifanandrina ka ny iray betsaka, ny iray vitsy [1.1] | |
Tovy hevitra | be noho vitsy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |