Teny iditra atody miady amam-bato
Singan-teny atody ; miady ; amana ; vato
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy [2.470]
2Atody miady amam-bato ihany ny mponina ary samy matahotra ny ainy ka tsy nisy sahy nivoaka [4.14]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15