Teny iditra atao zanaky ny maty
Singan-teny atao ; zanaka ; maty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tokony mba hotiavina, nefa toa hadinoina na tsy izarana soa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12